Tiavo izay tian'ny tanora,
mba itiavan'izy ireo
izay tianareo.
[Don Bosco]
Efa ho 25 taona no tonga teto Madagasikara ny Salezianina. Miasa amin'ny toerana malalaka mirefy 600.000 km² sy misy mponina eo amin'ny 20 tapitrisa eo ho eo manerana ny Trano Misionera:



